Teny iditra | 1 votsa saina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 ela vao mahatakatra ny teny voalaza, na tsy ampiampy fiheverana loatra; ela vao mahazo izay lazaina na vao mahay izay ianarana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 dull-witted [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 qui a l'esprit lent, qui saisit difficilement [1.3] 6 bête, stupide [1.8] |
Ohatra |
7 Zaza taizan-drenibe : voky hanina fa votsa saina. [2.558] |
Tovy hevitra | 8 donto saina |
Singan-teny | 9 votsa, saina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25 |