Teny iditra | votsa saina (votsa, saina) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | ela vao mahatakatra ny teny voalaza, na tsy ampiampy fiheverana loatra; ela vao mahazo izay lazaina na vao mahay izay ianarana [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | dull-witted [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | qui a l'esprit lent, qui saisit difficilement [Abinal 1888] | |
bête, stupide [Hallanger 1974] | ||
Teny mitovy hevitra | donto saina | |
Teny mifanohi-kevitra | malady saina | |
Ohatra | Zaza taizan-drenibe : voky hanina fa votsa saina. [Rinara 1974] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |