Teny iditra | 1 votsa saina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 votsa, saina |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ela vao mahatakatra ny teny voalaza, na tsy ampiampy fiheverana loatra; ela vao mahazo izay lazaina na vao mahay izay ianarana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] dull-witted |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] qui a l'esprit lent, qui saisit difficilement 7 [1.8] bête, stupide |
Ohatra |
8 [2.558] Zaza taizan-drenibe : voky hanina fa votsa saina. |
Tovy hevitra | 9 donto saina |
Tohi-kevitra | 10 maladysaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |