Teny iditra | 1 votsa vava |
Singan-teny | 2 votsa, vava |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza zaza tratra aoriana amin' ny fitenenana na olona miadampiteny ary tsy mahavoaka izay tiany holazaina raha tsy efa ela fa miahotrahotra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] slow of speech |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] qui traîne en parlant 7 [1.3] enfant tardif à parler |
Ohatra |
8 [2.558] Mahita anay votsa vava ka mitati-kabary isan' andro. |
Tohi-kevitra | 9 maladyvava |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |