|
|
|
|

Teny iditra1  votsa vava
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza zaza tratra aoriana amin' ny fitenenana na olona miadampiteny ary tsy mahavoaka izay tiany holazaina raha tsy efa ela fa miahotrahotra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] slow of speech
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.8] qui traîne en parlant
6  [1.3] enfant tardif à parler
Ohatra  7  [2.558] Mahita anay votsa vava ka mitati-kabary isan' andro.
Singan-teny  8  votsa, vava
Tohi-kevitra  9  maladyvava

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12