Teny iditra votsotra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mivaha, miboraka (kofehy, tady...): Votsotra ny kofehy ka lasa ilay ondry
Afaka tamin' ny gadra na ny fanandevozana: Votsotra ireo mpifatotra telopolo
Main' ny zavatra mangotraka na voan' ny kapoka mandrivorivo ka miendaka ny hoditra ary miseho ny nofo: Votsotra mihitsy ny tongony vao nalefan' ilay tsy mifaditrovana iny izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Escaped, freed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay échappé, libéré [1.8]
Ohatra iza, na andevo avy aiza no nandositra ka tafiditra aty dia votsotra ka tsy azo andevozina intsony. [2.508]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra votsotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Zaza teraka dia maty [1.78]

Teny iditra votsotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Action d'effeuiller une branche à la main [1.196]
Ohatra Izay tandrifin' iny karavasy iny, votsotra ny hodiny. [2.643]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11