Teny iditra (1/3) | 1 votsotra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mivaha, miboraka (kofehy, tady...): Votsotra ny kofehy ka lasa ilay ondry Afaka tamin' ny gadra na ny fanandevozana: Votsotra ireo mpifatotra telopolo Main' ny zavatra mangotraka na voan' ny kapoka mandrivorivo ka miendaka ny hoditra ary miseho ny nofo: Votsotra mihitsy ny tongony vao nalefan' ilay tsy mifaditrovana iny izy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] escaped, freed |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] échappé, libéré |
Ohatra |
6 iza, na andevo avy aiza no nandositra ka tafiditra aty dia votsotra ka tsy azo andevozina intsony. [2.508#465] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 15 votsotra |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.78] [Tambahoaka]
zaza teraka dia maty |
Teny iditra (3/3) | 18 votsotra |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.196] Action d'effeuiller une branche à la main |
Ohatra |
21 Izay tandrifin' iny karavasy iny, votsotra ny hodiny. [2.643#36] |
Voambolana |
22 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Fivaditsoratra | 23 avotsotr, votsotra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |