|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vovohina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Rakotry ny vovoka: Novovohiny aho ka niala
Fototeny  4  vovoka
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)8  vovohina
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] Lanim-positra, voaloadoakan' ny bibikely ka mihintsana ho vovoka: Hazo vovohina
Fanazavàna teny anglisy  11  [1.7] dusty from rot (esp. of. wood)
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.8] pourri et poussiéreux (se dit surtout du bois)
Fototeny  13  vovoka

Fivaditsoratra  14  havovony, hivovoan, vonahivo, vovohina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21