Teny iditra (1/2) | 1 vovohina |
Fototeny | 2 vovoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Rakotry ny vovoka: Novovohiny aho ka niala |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 8 vovohina |
Fototeny | 9 vovoka |
Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Lanim-positra, voaloadoakan' ny bibikely ka mihintsana ho vovoka: Hazo vovohina |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [1.7] dusty from rot (esp. of. wood) |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.8] pourri et poussiéreux (se dit surtout du bois) |
Fivaditsoratra | 14 havovony, hivovoan, vonahivo, vovohina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |