|
|
|
|

Teny iditra1  vovona-mizana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ilay tsivalam-by ihantonan' ny tana-mizana (ny mizana fandanjana volamena no lazaina eto)
Singan-teny  4  vovonana, mizana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07