Teny iditra vovonana iadian' ny lohany
Singan-teny vovonana ; iadiana ; loha
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny hazo atao lohatrano dia amin' ny vovonana avokoa no mifantsika, ka dia atao ohatra amin' ny ray aman-dreny izay iraisan' ny mpianakavy rehetra, na amin' ny lehibe iraisan' ny olona entiny ny vovonana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30