Teny iditra | 1 vozezehana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza toerana fatrarana zavatra atao mifanongoa na miavosa: Novozezehana kitapon' arina ny fiarakodia |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] sur quoi ou dans quoi on entasse, qu'on encombre |
Fototeny | 5 vozezika |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |