|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  X  ~  x    
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3 Tarehintsoratra ary renisoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy, fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns. [3.1]
Mpanahaka  4  abidy
Fikambanana  5 fanainga x
Tsanganana sy sary iray takila  6  Ny abidia
Sary 

Teny iditra (2/4) 9  X  ~  x    
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11 marika romana izay milaza ny isa 10 [3.1]
Voambolana  12  Matematika: rafitrisa
Tsanganana sy sary iray takila  13  Ny isa

Teny iditra (3/4) 14  x    
Sokajin-teny  15  anarana (eva)
Fanazavàna teny anglisy  16 symbol denoting an unknown quantity in algebra [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  17 representation d'une quantité inconnue en algèbre [3.1]
Voambolana  18  Matematika: alijebra
Fikambanana  19 e toraka x

Teny iditra (4/4) 20  X    
Sokajin-teny  21  anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/08