Teny iditra (1/2) | 1 z |
Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tarehintsoratra faharoapolo na farany ary renisoratra fahenina ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho j amin'ny fanakambanan-teny: Toetra zavatra miova ho toe-javatra; ary toy izany koa raha mikambana amin'ny tovona man mba hanaovana matoanteny: Man zaitra = manjaitra. 4 Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Dernière lettre et seizième consonne de l'alphabet malgache. [1.3] |
Mpanahaka | 6 abidỳ |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
8 Ny abidia |
Lahatsoratra |
9 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
Sary |
|
Teny iditra (2/2) | 12 Z |
Sokajin-teny | 13 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
14 zatokilao [1.13] |
Voambolana |
15 Fizìka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/11/03 |