Teny iditra Zafimaharivo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Voambolana 
Ohatra 
1Ramaharivo na Andriamaharivo, niavian'ny Zafimaharivo, nanjaka tany Isandra. [Randriamamonjy: Tantara, takila 301]
2Ary na dia isalasalana aza ny anarana tany amboa-lohany dia misy milaza fa taranak'i Ramarohala koa ny andriana nanjaka tany Isandra (ny Zafimaharivo), sy ny tany Manandriana (ny Zanakantara), ny tany Vohibato (Zanakantara), ny tany Lalangina (ny Zafianarana), sy ny tany Tsienimparihy (ny Zafimahafandry), sy ny tany Alananindro (ny Zafindreony) ary ny tany Homatrazo (ny Zafimahatamana) [Randriamamonjy: Tantara, takila 287]

2015/08/17