Teny iditra Zafimaniry (zafy, iry)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Famaritana malagasy Zanapoko betsileo, monina amin' ny faritra atsinanan' Ambositra (firaisam-pokontany Antoetra sy Ambohimitombo) malaza amin' ny fahaizan' ny mponina asa sokitra hazo sy vato izay ahavitany fanaka sy sary voakaly izaitsizy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Sous-tribu particulièrement intéressamte du centre-est de Madagascar, occupant le rebord supérieur de la falaise å l'est de la région d'Ambositra...Les villages, preque tous construits sur les hauteurs, sont en bois... [Rajemisa 1966]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2015/01/10