Teny iditra zafin' ny mpirahavavy (zafy, rahavavy)
Sokajin-teny anarana
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: havana
Voambolana 
Ohatra Zafin' ny mpirahavavy amin' ny reniko no an-kevitr' ilay Ramatoa nipetrahako. [Andriamalala: Ranomasina, takila 21]

2014/01/05