Teny iditra | 1 zafy tsy havana |
Singan-teny | 2 zafy, tsy, havana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ny taranaka iray fiaviana nefa noho ny fahalaviran' ny fihavanana dia toa tsy hita intsony ny maha-mpihavana azy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] parents descendant d'une souche commune mais si éloignée que la parenté n’existe plus |
Voambolana |
6 Fifandraisana: fianakaviana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |