Teny iditra | 1 zafy tsy torana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ireo zafikely efa lavitra dia lavitra ka tsy mba mitomany intsony raha mandre fa maty ireo kazaha na razam-beny tany aloha |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [2.415] petits-fils insensibles. On appelait de ce nom les descendants éloignés parce qu' ils ne pleuraient guère à la mort de leurs vieux ancêtres 5 [1.54] [zafitsiTOrana] tous les petits fils éloignés |
Voambolana |
6 Fifandraisana: fianakaviana |
Singan-teny | 7 zafy, tsy, torana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |