Teny iditra | zahany | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Zara, zarany (antsy, ets.) [1.78] | |
Tovy hevitra | zaha | |
Teny iditra | zahany (zaha) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana zahana sy mpisolo | |
Fivaditsoratra | hazina, zahany, zanahy, zinaha |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |