|
|
|
|

Teny iditra1  zahatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] vatan-kazo na volotsangana lehibe maromaro akambana ka atao solon-dakana fitana rano: Nita tamin'ny zahatra ny mpianatra ka horakoraka moa izao!
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a raft
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.8] radeau
Ohatra  6  [2.508] Koa dia ny tafontrano no niendahany natao zahatra.
7  [2.131] Tapatapa-karefo momba zahatra tapatapa-jozoro momba lakana sarony aho fa kely angalaro fitia aho fa an'olona
8  [2.529] Foana ny fiainana tsy misy azy, ary toy ny zahatra avalan' ny rano ny olombelona tsy voizin' izany fitiavana izany.
Voambolana  9  Fifamoivoizan-tsambo
Tsipelina hafa  10  zahitra
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny zahatra io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12