Teny iditra zahitre
Sokajin-teny anarana
Tovy hevitra ara-paritany godony, kodony, lakakihefo, lakatalatala, zahatra, zahatse, zahitra, zahitre
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] zahatra(karazan-dakana): Lany ny meke fa ñy zahitra eroy añila (tapitra ny maika fa ny zahatra (lakana) eny am-pita) [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/27