Teny iditra zaho
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy Jereo izaho [Rajemisa 1985]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra 
1Naratra zaho fa tsy maty. [Andraina: Sahabe, takila 6]
2Ha, fa zaho mba hamaly, ho izy! [Gueunier: Contes, takila 102]

2019/08/17