|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  zakarandahy
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  Novoleko ahitra ny tokotany fa teo no nijoalajoala ilay zakarandahy lehibe nahafinaritra nanome endrika ny tanàna. [2.356]
Voambolana  4  Haizavamaniry
Tsipelina hafa  5  zakarandaha

Teny iditra (2/2)6  Zakarandahy
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (solon' anarana) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.11] Samuël Rajaobelison
Ohatra  9  Samuel Rajaobelison - na zakarandahy eo amin'ny fanoratana, teraka tamin' ny 25 septambra 1915 - dia anisan'ny poety manana ny toetrany manokana: mahay mamorona sy mampisy ny tsy misy ary mampiseho izany amin' ny sary mova tsy ny vita hosodoko; [2.314#10]
Voambolana  10  Haisoratra: mpanoratra
Tsanganana sy sary iray takila  11  Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy

Fivaditsoratra  12  zakarandahy, Zakarandahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08