Teny iditra | 1 zanabohitra |
Singan-teny | 2 zanaka, vohitra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 vohitra kely [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a suburb [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 banlieue [1.8] |
Ohatra |
7 Azony moramora ihany ny zanabohitra dia i Soamanandrariny, Ankadindramamy, Anjanahary, Ankadifotsy ary Andraisoro. [2.508#] |
Voambolana |
8 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/15 |