Teny iditra zanahary
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny enti-milaza an' Andriamanitra, Nanahary. (Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy God, the Creator. Zanahary tsy fahan-draha: God cannot be resisted by anything. (Prov.) [Richardson 1885]
 a god, a superior being; something great or prodigious
¶ Zanahàry: God [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay créateur, dieu, être surnaturel; chose prodigieuse
¶ Zanahàry: Dieu [Hallanger 1974]
Voambolana 
Mpanahaka  Andriamanitra
Teny nalaina 

2013/05/21