Teny iditra | 1 zanahary |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny enti-milaza an' Andriamanitra, Nanahary. (Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] God, the Creator. Zanahary tsy fahan-draha: God cannot be resisted by anything. (Prov.) 5 [1.7] a god, a superior being; something great or prodigious Zanahàry: God |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] créateur, dieu, être surnaturel; chose prodigieuse Zanahàry: Dieu |
Voambolana |
7 Fivavahana, finoana |
Mpanahaka | 8 andriamanitra |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaram-poko |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny zanahary io |
Teny nalaina | 16 Soratra misy io teny zanahary io |
Fivaditsoratra | 17 hanazary, hazarina, hizarana, zanahary |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |