Teny iditra | 1 zanahina |
Fototeny | 2 zanaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Atsangana ho zanaka: Nozanahin-dRakoto mivady Isambilo kely Ampiterahina, asiana zanany, hanaina: Hampisamboriko roa arivo ianao fa hozanahinao anefa ny volako |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be put out at interest |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on prête à intérêt |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 nahaizan, nihazana, nizahana, zanahina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |