|
|
|
|

Teny iditra1  zanaka am-pielezana
Singan-teny  2  zanaka, fielezana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza ireo zanaky ny faritany na fiangonana iray ka tsy eo an-toerana fa miparitaka any amin' ny tanàna samihafa any noho ny fitadiavana na antony hafa
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.5] (zanaka ampielezana) littéralement "les enfants éparpillés". Les émigrés, la diaspora
Voambolana  6  Hainifiaraha-monina
Teny nalaina  7  Soratra misy io teny zanaka am-pielezana io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/08