Teny iditra zanaka am-pielezana
Singan-teny zanaka ; fielezana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ireo zanaky ny faritany na fiangonana iray ka tsy eo an-toerana fa miparitaka any amin' ny tanàna samihafa any noho ny fitadiavana na antony hafa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (zanaka ampielezana) litté [...] [tohiny 1.5]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12