|
|
|
|

Teny iditra1  zanaka an-trano
Singan-teny  2  zanaka, trano
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  zanaka tsy nateraka fa velomina sy karakaraina toy ny zanaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/26