|
|
|
|

Teny iditra1  zanapeo
Singan-teny  2  zanaka, feo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Anarana omena ny zanatsoratra eo amin' ny fanononana. Misy karazany roa ny zanapeo, dia ny zanapeo tsotra ary ny zanapeo sosona (ao, ai, oi...)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.66.fr#972] voyelle
Ohatra  6  [1.519#] Miavaka kosa izy ireo eo amin' ny fampiasana zanapeo.
Voambolana  7  Haiteny
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07