Teny iditra |
zana-tany
|
Singan-teny | zana- (zanaka) ; tany |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Teraky ny foko eo an-toerana [1.78]
|
| Ny teraka tao amin' ny tany niaviany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A native of a country [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Natif d'un pays [1.8]
|
|
Teny iditra |
zanatany
|
Singan-teny | zanaka ; tany |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tany izay zanahin' ny tany iray hafa, izany hoe alainy an-keriny na ankafetsena ho eo ambany fifehezany ka mifamatotra aminy amin' ny lafiny maro: ara-barotra, ara-toe-karena, ara-tsaina [1.1]
|
| Tany niharan'ny fanjakazakan'ny firenena hafa noho ny hery tsy mitovy [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | A colony [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Colonie [1.8, 1.13]
|
|