|
|
|
|

Teny iditra1  zanateny
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] izay rehetra tsy reniteny, ka mety ho tsirinteny (mi-, -ina, na singan-teny (ka, ny...)
4  [1.13] izay rehetra tsy reniteny
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13, 1.5] morphème
Voambolana  6  Haiteny
Singan-teny  7  zanaka, teny

Fivaditsoratra  8  natezany, zanateny

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21