Teny iditra zanateny
Singan-teny zana- (zanaka) ; teny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Izay rehetra tsy reniteny, ka mety ho tsirinteny (mi-, -ina, na singan-teny (ka, ny...)
 Izay rehetra tsy reniteny [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Morphème [1.13, 1.5]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/05