|
|
|
|

Teny iditra1  zanatsoratra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [3.1] a written voyel
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13, 1.66.fr#972, 1.5] voyelle
5  [3.1] une voyelle écrite
Ohatra  6  [2.528#71] s = z (raha eo anelanelan' ny zanatsoratra roa.
7  [2.944#] Ary teo no tsy nahaizako nanafina tamin'i Niry ny fiseran'i Noro teo amin'ny fiainako, fa rehefa diso zanatsoratra ny lelako dia naleoko nibaboka ho afa-dromoromo!
Voambolana  8  Haiteny
Singan-teny  9  zanaka, soratra
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny abidia

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25