Teny iditra | 1 zanatsoratra |
Singan-teny | 2 zanaka, soratra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13, 1.66.fr#972, 1.5] voyelle |
Ohatra |
5 s = z (raha eo anelanelan' ny zanatsoratra roa. [2.528#71] 6 Ary teo no tsy nahaizako nanafina tamin'i Niry ny fiseran'i Noro teo amin'ny fiainako, fa rehefa diso zanatsoratra ny lelako dia naleoko nibaboka ho afa-dromoromo! [2.944#] |
Voambolana |
7 Haiteny |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
9 Ny abidia |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |