Teny iditra | 1 zandary |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Antokon' olona sady manao raharaha-miaramila no miandraikitra koa ny fandriampahalemana sy ny filaminana toy ny polisy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a gendarme |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] gendarme |
Ohatra |
6 [2.472] Nitsangana ny zandary roa lahy hamonjy an' I Bory. |
Fivaditsoratra | 7 drazany, zandary |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |