Teny iditra | zandiana | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Teny enti-milaza lamba somizo be soratra [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Printed cotton fabric [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Tissus indien [1.8] | ||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | ||
Kamban-teny |
| ||
Ny fihaviany | Frantsay: des indiennes. | ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny zandiana io | ||
Fivaditsoratra | andizana, zandiana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |