Teny iditra (1/2) | 1 zanozano |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1#1055] Fomban-drandram-bolo fanao any an'indrana, indrindra amin'ny Bezanozano, Betsileo, Antandroy: atambatra ny randrana fa avona isaky ny soritra, dia mirazorazo maromaro manodidina ny loha |
Voambolana |
4 Fandram-bolo |
Anaram-poko |
|
Teny iditra (2/2) | 6 zanozano |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1#1055] Anaran' ny rantsan-kazo amin' ny Betsimisaraka; rehefa nidina nankany amin' ny Betsimisaraka maka sira na mikarama ny Bezanozano dia nitondra rantsan-kazo maina hataina nony mby teny akaiky tanàna; izany no naharaikitra ny anaran' ny Bezanozano 9 [1.78] [Tanosy] rantsankazo madinika atao kitay |
Voambolana |
10 Haizavamaniry: hazo |
Fivaditsoratra | 11 nazoazon, zanozano |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |