| Teny iditra (1/2) | 1 zaotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 hahia, hanifisana
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 5 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 6 zaotra |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mpiray tam-po amin' ny vady, mitovy amin' ny Naotra (ny Z sy ny N renisoratra azo ampifanoloina): Zao-dahy, Zao-bavy
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 9 azotra, 10 ozatra, 11 tarazo, zaotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|