Teny iditra zara levenana
Singan-teny zara ; levenana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana omen' ireo havana akaiky dia akaiky ny tompo-manjò ka izy io no lehibe indrindra amin' ny famangiana atao raha misy fahoriana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01