Teny iditra zareo
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy Ny ankilany, ireo amin' ny ankilany: Ry zareo ao avaratra [Rajemisa 1985]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra 
1Saingy tsy nisy niangona ry zareo: [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 18]
2Nasehon-dry zareo ahy ny sakay milona efa ho telo taona. [Andriamalala: Ranomasina, takila 41]
3Dia nentin-dry zareo i Vao, hofotorana, hono. [Andraina: Mitaraina, takila 230]

2019/08/17