|
|
|
|

Teny iditra1  zaridaina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tanimbolim-boninkazo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a garden; a park
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] jardin, parc
6  [1.196] (du français : « jardin »). Surtout le potager et le verger.
Ohatra  7  [2.4] Niakatra tany amin' ny zaridainan' ny Fasan-dRainiharo aho.
8  [2.472] Aorian' ny asa zaridaina, rehefa lasa Ramose, matetika misy ady totohondry eo.
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny zaridaina io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07