|
|
|
|

Teny iditra1  zava-dratsy
Singan-teny  2  zavatra, ratsy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana ireo zavatra mahamenatra toy ny heloka na fitondrantena tsy mahomby sy fisolokiana olona
anaram-bosotra iantsoan' ny olona ny kary

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13