Teny iditra zavajavatra (zavatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny enti-milaza zavatra madinika isan-karazany tsy tononina anarana [1.1]
Ohatra Tsy adinony ihany koa ireo zavajavatra madinika ilain-dRamatoa ao an-trano, ny tohizan-kena iray sy roa nohafaran' ireompifanolo-bodirindrina azy noho ireo tsy afaka niantsena. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07