Teny iditra zava-pisotro
Singan-teny zava- (zavatra) ; fisotro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Karazan-drano misy alkaola [1.1]
Ohatra Ny zavapisotro vita amin'ny tongolo lay dia manampy amin'ny fanesorana ny kankana Enterobius. [2.424]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20