|
|
|
|

Teny iditra1  zavom-pisaka
Singan-teny  2  zavona, fisaka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ny zavona manify sisa tavela eny an-dohasaha sy eny ankavoana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07