|
|
|
|

Teny iditra1  zavontany
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza zavatra na isa be dia be, tsy tambo isaina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] [zavon-tany] innombrable
Ohatra  5  [2.285#] Manaraka izany, misy olona zavontany izay azo lazaina fa mbola matory ao anatiny ilay toetra mivavaka.
6  [2.508#] Nampiasa ny ody maheriny koa i Tija sy Salovambolo ka nandefasany lalitra zavontany ny Sakalava, izay nandrakotra sy nanentsina ny masony sy ny vavany ary ny orony sy ny sofiny!
Singan-teny  7  zavona, tany

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07