Teny iditra zay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanafohezana ny hoe " izay"
Teny kely entina mankatò izay lazaina: Moa tsy izany va, ry ambanilanitra? -- Zay [1.1]

Teny iditra zay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Tanosy] Zandry [1.1]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31